# Fa ilay mpampianatra, naniry hanamarina ny tenany, niteny tamin'i Jesosy hoe "Fa ilay mpampianatra dia te-hahita fomba iray hanamarinana ny tenany, ka hoy izy hoe" # Namaly azy Jesosy ka niteny hoe Jesosy namaly ilay lehilahy tamin'ny fitenenana fanoharana. DH: "ho valin-teny, dia nilaza izao tantara izao ho azy Jesosy" # Iza no namako? Mety hanampy ny fanampiana fanazavana. DH: "Ary iza no tokony raisiko ho namako sy ho tiaviko toy ny hitiavako ny tenako?" na "Iza amin'ireo olona ireo no namako izay tokony ho tiaviko?" # Nisy lehilahy iray Ity dia mampiditra mpandray anjara vaovao ao amin'ilay fanoharana. # Izy dia azon'ireo mpandroba "voadidin'ireo mpandroba izy" na "Nisy mpandroba sasany nanafika azy" # nanaendaka ireo fananany teny aminy "naka ny zavatra rehetra nananany" na "nangalatra ny zavatra rehetra teny aminy" # efa ho faty Ity fomba fiteny ity dia midika hoe: "efa akaiky ho faty."