plt_tn/luk/10/29.md

921 B

Fa ilay mpampianatra, naniry hanamarina ny tenany, niteny tamin'i Jesosy hoe

"Fa ilay mpampianatra dia te-hahita fomba iray hanamarinana ny tenany, ka hoy izy hoe"

Namaly azy Jesosy ka niteny hoe

Jesosy namaly ilay lehilahy tamin'ny fitenenana fanoharana. DH: "ho valin-teny, dia nilaza izao tantara izao ho azy Jesosy"

Iza no namako?

Mety hanampy ny fanampiana fanazavana. DH: "Ary iza no tokony raisiko ho namako sy ho tiaviko toy ny hitiavako ny tenako?" na "Iza amin'ireo olona ireo no namako izay tokony ho tiaviko?"

Nisy lehilahy iray

Ity dia mampiditra mpandray anjara vaovao ao amin'ilay fanoharana.

Izy dia azon'ireo mpandroba

"voadidin'ireo mpandroba izy" na "Nisy mpandroba sasany nanafika azy"

nanaendaka ireo fananany teny aminy

"naka ny zavatra rehetra nananany" na "nangalatra ny zavatra rehetra teny aminy"

efa ho faty

Ity fomba fiteny ity dia midika hoe: "efa akaiky ho faty."