plt_tn/luk/09/51.md

735 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Mazava ary fa Jesosy dia nanapa-kevitra ny handeha ho any Jerosalema.

rehefa nanakaiky ny andro ampiakarana Azy

"rehefa tonga ny fotoana hiakarany" na "rehefa nanakaiky ny fotoana hiakarany"

niatrika

Ity fomba fiteny ity dia midika hoe "nanapa-kevitra mafy."

mba hanomana ny zavatra rehetra ho Azy

Ity dia midika hoe manao fifanarahana ho an'ny fahatongavany any, mety ao anatin'izany ny toerana hiresahana, ny toerana hipetrahana, sy ny sakafo.

tsy nandray Azy

"tsy nila Azy hijanona"

satria nitodika ho any Jerosalema Izy

Ireo Samaritana sy Jiosy dia nifankahala. Noho izany ireo Samaritana dia tsy hanampy an'i Jesosy amin'ny diany ho any Jerosalema, renivohitry ny Jiosy.