# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Mazava ary fa Jesosy dia nanapa-kevitra ny handeha ho any Jerosalema. # rehefa nanakaiky ny andro ampiakarana Azy "rehefa tonga ny fotoana hiakarany" na "rehefa nanakaiky ny fotoana hiakarany" # niatrika Ity fomba fiteny ity dia midika hoe "nanapa-kevitra mafy." # mba hanomana ny zavatra rehetra ho Azy Ity dia midika hoe manao fifanarahana ho an'ny fahatongavany any, mety ao anatin'izany ny toerana hiresahana, ny toerana hipetrahana, sy ny sakafo. # tsy nandray Azy "tsy nila Azy hijanona" # satria nitodika ho any Jerosalema Izy Ireo Samaritana sy Jiosy dia nifankahala. Noho izany ireo Samaritana dia tsy hanampy an'i Jesosy amin'ny diany ho any Jerosalema, renivohitry ny Jiosy.