plt_tn/luk/09/51.md

24 lines
735 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Mazava ary fa Jesosy dia nanapa-kevitra ny handeha ho any Jerosalema.
# rehefa nanakaiky ny andro ampiakarana Azy
"rehefa tonga ny fotoana hiakarany" na "rehefa nanakaiky ny fotoana hiakarany"
# niatrika
Ity fomba fiteny ity dia midika hoe "nanapa-kevitra mafy."
# mba hanomana ny zavatra rehetra ho Azy
Ity dia midika hoe manao fifanarahana ho an'ny fahatongavany any, mety ao anatin'izany ny toerana hiresahana, ny toerana hipetrahana, sy ny sakafo.
# tsy nandray Azy
"tsy nila Azy hijanona"
# satria nitodika ho any Jerosalema Izy
Ireo Samaritana sy Jiosy dia nifankahala. Noho izany ireo Samaritana dia tsy hanampy an'i Jesosy amin'ny diany ho any Jerosalema, renivohitry ny Jiosy.