plt_tn/luk/09/49.md

574 B

Jaona namaly hoe

"Jaona namaly an'i Jesosy." Jaona namaly izay nolazain'i Jesosy momban'ilay hoe ho lehibe . Tsy namaly ilay fanontaniana izy.

nahita izahay

Tsy ao anatin'izany Jesosy, fa ireo mpianatra ihany.

tamin'ny anaranao

Ity dia midika fa ilay olona dia niresaka tamin'ny hery sy fahefan'i Jesosy.

Aza raràna izy

DH: "avelao izy hanohy."

izay tsy manohitra anareo dia momba anareo

DH: "raha tsy misakana anao ny olona iray, dia toy ny hoe manampy anao izy" na "raha tsy miasa manohitra anao ny olona iray, dia miasa ho amin'ny sitrakao izy izany"