plt_tn/luk/09/49.md

20 lines
574 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Jaona namaly hoe
"Jaona namaly an'i Jesosy." Jaona namaly izay nolazain'i Jesosy momban'ilay hoe ho lehibe . Tsy namaly ilay fanontaniana izy.
# nahita izahay
Tsy ao anatin'izany Jesosy, fa ireo mpianatra ihany.
# tamin'ny anaranao
Ity dia midika fa ilay olona dia niresaka tamin'ny hery sy fahefan'i Jesosy.
# Aza raràna izy
DH: "avelao izy hanohy."
# izay tsy manohitra anareo dia momba anareo
DH: "raha tsy misakana anao ny olona iray, dia toy ny hoe manampy anao izy" na "raha tsy miasa manohitra anao ny olona iray, dia miasa ho amin'ny sitrakao izy izany"