# Jaona namaly hoe "Jaona namaly an'i Jesosy." Jaona namaly izay nolazain'i Jesosy momban'ilay hoe ho lehibe . Tsy namaly ilay fanontaniana izy. # nahita izahay Tsy ao anatin'izany Jesosy, fa ireo mpianatra ihany. # tamin'ny anaranao Ity dia midika fa ilay olona dia niresaka tamin'ny hery sy fahefan'i Jesosy. # Aza rarĂ na izy DH: "avelao izy hanohy." # izay tsy manohitra anareo dia momba anareo DH: "raha tsy misakana anao ny olona iray, dia toy ny hoe manampy anao izy" na "raha tsy miasa manohitra anao ny olona iray, dia miasa ho amin'ny sitrakao izy izany"