plt_tn/luk/09/43.md

24 lines
847 B
Markdown

# talanjona avokoa izy rehetra nahita ny halehiben' Andriamanitra
Jesosy nanao ilay fahagagana, fa ireo vahoaka dia nanaiky fa Andriamanitra no hery tao ambadik'ilay fanasitranana.
# ny zava-drehetra nataony
"ny zavatra rehetra nataon'i Jesosy"
# Avelao ireo teny ireo ho tonga lalina ao an-tsofinareo
Ity dia fomba fiteny izay midika hoe tokony hitandrina izy ireo. DH: "mihainoa tsara ary tadidio" na "aza adinoina izao"
# ny Zanak'Olona dia ho vadihana ho eo an-tanan'olona
Eto ny "tanana" dia maneho ny hery na fitondrana. DH: "hamadika ny Zanak'Olona izy ireo ary hametraka Azy eo amin'ny fitondran'ny olona."
# eo an-tanan'ny olona
Jesosy dia tsy miteny ireo olona ireo eto, ka mety hanampy ny filazana izany. DH: "eo amin'ireo fahavaloko"
# Izany dia nafenina tamin'izy ireo
DH: "Andriamanitra nanafina tamin'izy ireo ny dikany"