plt_tn/luk/09/43.md

847 B

talanjona avokoa izy rehetra nahita ny halehiben' Andriamanitra

Jesosy nanao ilay fahagagana, fa ireo vahoaka dia nanaiky fa Andriamanitra no hery tao ambadik'ilay fanasitranana.

ny zava-drehetra nataony

"ny zavatra rehetra nataon'i Jesosy"

Avelao ireo teny ireo ho tonga lalina ao an-tsofinareo

Ity dia fomba fiteny izay midika hoe tokony hitandrina izy ireo. DH: "mihainoa tsara ary tadidio" na "aza adinoina izao"

ny Zanak'Olona dia ho vadihana ho eo an-tanan'olona

Eto ny "tanana" dia maneho ny hery na fitondrana. DH: "hamadika ny Zanak'Olona izy ireo ary hametraka Azy eo amin'ny fitondran'ny olona."

eo an-tanan'ny olona

Jesosy dia tsy miteny ireo olona ireo eto, ka mety hanampy ny filazana izany. DH: "eo amin'ireo fahavaloko"

Izany dia nafenina tamin'izy ireo

DH: "Andriamanitra nanafina tamin'izy ireo ny dikany"