# talanjona avokoa izy rehetra nahita ny halehiben' Andriamanitra Jesosy nanao ilay fahagagana, fa ireo vahoaka dia nanaiky fa Andriamanitra no hery tao ambadik'ilay fanasitranana. # ny zava-drehetra nataony "ny zavatra rehetra nataon'i Jesosy" # Avelao ireo teny ireo ho tonga lalina ao an-tsofinareo Ity dia fomba fiteny izay midika hoe tokony hitandrina izy ireo. DH: "mihainoa tsara ary tadidio" na "aza adinoina izao" # ny Zanak'Olona dia ho vadihana ho eo an-tanan'olona Eto ny "tanana" dia maneho ny hery na fitondrana. DH: "hamadika ny Zanak'Olona izy ireo ary hametraka Azy eo amin'ny fitondran'ny olona." # eo an-tanan'ny olona Jesosy dia tsy miteny ireo olona ireo eto, ka mety hanampy ny filazana izany. DH: "eo amin'ireo fahavaloko" # Izany dia nafenina tamin'izy ireo DH: "Andriamanitra nanafina tamin'izy ireo ny dikany"