plt_tn/luk/09/12.md

519 B

rehefa ho ariva ny andro

efa nanakaiky ho ariva

raha tsy hoe mandeha izahay ary mividy sakafo

Raha sarotra ny mahazo ny hoe "raha tsy hoe" amin'ny fiteninao, dia afaka ataonao fehezanteny vaovao izany. DH: "Mba hampisakafoana azy rehetra, dia mila mandeha mividy sakafo izahay"

teo amin'ny lehilahy dimy arivo teo

"teo amin'ny lehilahy 5.000 teo" Ireo zaza amam- behivavy izay nanatrika teo dia tsy ao anatin'io isa io.

apetraho izy ireo

"teneno izy ireo mba hipetraka"

dimampolo isan'isany

"50 avy"