# rehefa ho ariva ny andro efa nanakaiky ho ariva # raha tsy hoe mandeha izahay ary mividy sakafo Raha sarotra ny mahazo ny hoe "raha tsy hoe" amin'ny fiteninao, dia afaka ataonao fehezanteny vaovao izany. DH: "Mba hampisakafoana azy rehetra, dia mila mandeha mividy sakafo izahay" # teo amin'ny lehilahy dimy arivo teo "teo amin'ny lehilahy 5.000 teo" Ireo zaza amam- behivavy izay nanatrika teo dia tsy ao anatin'io isa io. # apetraho izy ireo "teneno izy ireo mba hipetraka" # dimampolo isan'isany "50 avy"