plt_tn/luk/09/12.md

20 lines
519 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# rehefa ho ariva ny andro
efa nanakaiky ho ariva
# raha tsy hoe mandeha izahay ary mividy sakafo
Raha sarotra ny mahazo ny hoe "raha tsy hoe" amin'ny fiteninao, dia afaka ataonao fehezanteny vaovao izany. DH: "Mba hampisakafoana azy rehetra, dia mila mandeha mividy sakafo izahay"
# teo amin'ny lehilahy dimy arivo teo
"teo amin'ny lehilahy 5.000 teo" Ireo zaza amam- behivavy izay nanatrika teo dia tsy ao anatin'io isa io.
# apetraho izy ireo
"teneno izy ireo mba hipetraka"
# dimampolo isan'isany
"50 avy"