plt_tn/luk/08/54.md

434 B

noraisiny tamin'ny tanana izy

"noraisin'i Jesosy ny tanan'ilay zaza vavy"

Anaka, mitsangàna

"Ry zaza vavy, mitsangàna"

niverina ny fanahiny

"niverina tao amin'ny vatany ny fanahiny." Ireo Jiosy dia nahazo fa ny aina dia vokatrin'ny fanahy tonga ao amin'ny olona iray. DH: "Niaina indray ilay vehivavy" na "velona indray izy"

fanahy

"fofon'aina" na "aina"

hanome hanina azy

DH: "mba hanome zavatra hoanina ho azy"