# noraisiny tamin'ny tanana izy "noraisin'i Jesosy ny tanan'ilay zaza vavy" # Anaka, mitsangàna "Ry zaza vavy, mitsangàna" # niverina ny fanahiny "niverina tao amin'ny vatany ny fanahiny." Ireo Jiosy dia nahazo fa ny aina dia vokatrin'ny fanahy tonga ao amin'ny olona iray. DH: "Niaina indray ilay vehivavy" na "velona indray izy" # fanahy "fofon'aina" na "aina" # hanome hanina azy DH: "mba hanome zavatra hoanina ho azy"