plt_tn/luk/08/54.md

20 lines
434 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# noraisiny tamin'ny tanana izy
"noraisin'i Jesosy ny tanan'ilay zaza vavy"
# Anaka, mitsangàna
"Ry zaza vavy, mitsangàna"
# niverina ny fanahiny
"niverina tao amin'ny vatany ny fanahiny." Ireo Jiosy dia nahazo fa ny aina dia vokatrin'ny fanahy tonga ao amin'ny olona iray. DH: "Niaina indray ilay vehivavy" na "velona indray izy"
# fanahy
"fofon'aina" na "aina"
# hanome hanina azy
DH: "mba hanome zavatra hoanina ho azy"