plt_tn/luk/08/34.md

12 lines
321 B
Markdown

# vory saina
"nitondra tena araka ny tokony ho izy"
# nipetraka teo an-tongotr'i Jesosy
"nipetraka teo an-tongotra" dia midika hoe "nipetraka am-panetre-tena teo akaiky teo" na "nipetraka teo anoloana." DH: "Nipetraka teo amin'ny tany manoloana an'i Jesosy"
# raiki-tahotra izy ireo
"natahotra an'i Jesosy izy ireo"