# vory saina "nitondra tena araka ny tokony ho izy" # nipetraka teo an-tongotr'i Jesosy "nipetraka teo an-tongotra" dia midika hoe "nipetraka am-panetre-tena teo akaiky teo" na "nipetraka teo anoloana." DH: "Nipetraka teo amin'ny tany manoloana an'i Jesosy" # raiki-tahotra izy ireo "natahotra an'i Jesosy izy ireo"