plt_tn/luk/08/34.md

321 B

vory saina

"nitondra tena araka ny tokony ho izy"

nipetraka teo an-tongotr'i Jesosy

"nipetraka teo an-tongotra" dia midika hoe "nipetraka am-panetre-tena teo akaiky teo" na "nipetraka teo anoloana." DH: "Nipetraka teo amin'ny tany manoloana an'i Jesosy"

raiki-tahotra izy ireo

"natahotra an'i Jesosy izy ireo"