plt_tn/luk/07/36.md

597 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Nisy Fariseo iray nanasa an'i Jesosy hisakafo ao an-tranony.

Nisy iray tamin'ireo Fariseo

Fampahafantarana ny fiantombohan'ny fizarana vaovaon'ny tantara sy mampiditra ireo Fariseo ho ao anaty tantara.

Indro, nizy vehivavy iray

Ny teny hoe "indro" dia manaitra antsika amin'ny olona vaovao ao amin'ny tantara.

izay mpanota

"izay miaina fiainam-pahotana." Mety ho mpivaro-tena izy.

tavoara alabastara

"tavoara vita amin'ny vato malefaka." Ny alabastara dia vato fotsy malefaka. Ny olona dia mitahiry zavatra sarobidy ao anaty tavoara alabastara.