plt_tn/luk/07/36.md

20 lines
597 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Nisy Fariseo iray nanasa an'i Jesosy hisakafo ao an-tranony.
# Nisy iray tamin'ireo Fariseo
Fampahafantarana ny fiantombohan'ny fizarana vaovaon'ny tantara sy mampiditra ireo Fariseo ho ao anaty tantara.
# Indro, nizy vehivavy iray
Ny teny hoe "indro" dia manaitra antsika amin'ny olona vaovao ao amin'ny tantara.
# izay mpanota
"izay miaina fiainam-pahotana." Mety ho mpivaro-tena izy.
# tavoara alabastara
"tavoara vita amin'ny vato malefaka." Ny alabastara dia vato fotsy malefaka. Ny olona dia mitahiry zavatra sarobidy ao anaty tavoara alabastara.