plt_tn/luk/07/27.md

28 lines
766 B
Markdown

# Izy no ilay voasoratra hoe
"Izany mpaminany izany no ilay nanoratan'ireo mpaminany ny momba" na "Jaona no ilay nosoratan'ireo mpaminany efa ela hoe"
# mialoha anao
Ity fomba fiteny ity dia midika hoe "eo anoloanao" na "handeha mialoha anao"
# lazaiko aminareo
Jesosy niresaka tamin'ny vahoaka. Jesosy nampiasa ity fehezanteny ity mba hanamafisana ny marina amin'ilay zava-mahagaga izay ho lazain'i Jesosy manaraka.
# aminareo izay natera-behivavy
Ity dia sariteny izay maneho ny olona rehetra.
# tsy misy lehibe noho Jaona
"Jaona no lehibe indrindra"
# ilay kely indrindra ao amin'ny fanjakan' Andriamanitra
Ity dia maneho ny rehetra izay anisan'ny fanjakana izay ho apetrak'Andriamanitra.
# lehibe noho izy
DH: "ambony toerana ara-panahy noho Jaona"