plt_tn/luk/07/27.md

766 B

Izy no ilay voasoratra hoe

"Izany mpaminany izany no ilay nanoratan'ireo mpaminany ny momba" na "Jaona no ilay nosoratan'ireo mpaminany efa ela hoe"

mialoha anao

Ity fomba fiteny ity dia midika hoe "eo anoloanao" na "handeha mialoha anao"

lazaiko aminareo

Jesosy niresaka tamin'ny vahoaka. Jesosy nampiasa ity fehezanteny ity mba hanamafisana ny marina amin'ilay zava-mahagaga izay ho lazain'i Jesosy manaraka.

aminareo izay natera-behivavy

Ity dia sariteny izay maneho ny olona rehetra.

tsy misy lehibe noho Jaona

"Jaona no lehibe indrindra"

ilay kely indrindra ao amin'ny fanjakan' Andriamanitra

Ity dia maneho ny rehetra izay anisan'ny fanjakana izay ho apetrak'Andriamanitra.

lehibe noho izy

DH: "ambony toerana ara-panahy noho Jaona"