# Izy no ilay voasoratra hoe "Izany mpaminany izany no ilay nanoratan'ireo mpaminany ny momba" na "Jaona no ilay nosoratan'ireo mpaminany efa ela hoe" # mialoha anao Ity fomba fiteny ity dia midika hoe "eo anoloanao" na "handeha mialoha anao" # lazaiko aminareo Jesosy niresaka tamin'ny vahoaka. Jesosy nampiasa ity fehezanteny ity mba hanamafisana ny marina amin'ilay zava-mahagaga izay ho lazain'i Jesosy manaraka. # aminareo izay natera-behivavy Ity dia sariteny izay maneho ny olona rehetra. # tsy misy lehibe noho Jaona "Jaona no lehibe indrindra" # ilay kely indrindra ao amin'ny fanjakan' Andriamanitra Ity dia maneho ny rehetra izay anisan'ny fanjakana izay ho apetrak'Andriamanitra. # lehibe noho izy DH: "ambony toerana ara-panahy noho Jaona"