plt_tn/luk/06/20.md

16 lines
580 B
Markdown

# Sambatra ianareo izay mahantra
"Ianareo izay mahantra dia mandray ny sitrak' Andriamanitra" na "Ianareo izay mahantra dia mahazo"
# fa anareo ny fanjakan'Andriamanitra
Ny fiteny izay tsy manana voambolana ho an'ny fanjakana dia mety hanao hoe: "fa Andriamanitra no mpanjakanareo" na "satria Andriamanitra no mpanapaka anareo."
# anareo ny fanjakan'Andriamanitra
Izany dia mety midika hoe: 1) "an'ny fanjakan' Andriamanitra ianareo" na 2) "hanana fahefana ao amin'ny fanjakan'Andriamanitra ianareo."
# hiomehy ianareo
"hiomehy amin-kafaliana ianareo" na "ho faly ianareo"