plt_tn/luk/06/20.md

580 B

Sambatra ianareo izay mahantra

"Ianareo izay mahantra dia mandray ny sitrak' Andriamanitra" na "Ianareo izay mahantra dia mahazo"

fa anareo ny fanjakan'Andriamanitra

Ny fiteny izay tsy manana voambolana ho an'ny fanjakana dia mety hanao hoe: "fa Andriamanitra no mpanjakanareo" na "satria Andriamanitra no mpanapaka anareo."

anareo ny fanjakan'Andriamanitra

Izany dia mety midika hoe: 1) "an'ny fanjakan' Andriamanitra ianareo" na 2) "hanana fahefana ao amin'ny fanjakan'Andriamanitra ianareo."

hiomehy ianareo

"hiomehy amin-kafaliana ianareo" na "ho faly ianareo"