# Sambatra ianareo izay mahantra "Ianareo izay mahantra dia mandray ny sitrak' Andriamanitra" na "Ianareo izay mahantra dia mahazo" # fa anareo ny fanjakan'Andriamanitra Ny fiteny izay tsy manana voambolana ho an'ny fanjakana dia mety hanao hoe: "fa Andriamanitra no mpanjakanareo" na "satria Andriamanitra no mpanapaka anareo." # anareo ny fanjakan'Andriamanitra Izany dia mety midika hoe: 1) "an'ny fanjakan' Andriamanitra ianareo" na 2) "hanana fahefana ao amin'ny fanjakan'Andriamanitra ianareo." # hiomehy ianareo "hiomehy amin-kafaliana ianareo" na "ho faly ianareo"