plt_tn/luk/06/12.md

24 lines
608 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny
Jesosy misafidy apostoly roa ambin'ny folo taorian'ny nivavahany nandritry ny alina iray manontolo.
# Tamin'izany andro izany
Ity fehezanteny ity dia nampiasaina teto mba hanamarihana ny fiantombohan'ny fizarana vaovao ao amin'ny tantara.
# nandeha Izy
"nandeha Jesosy"
# Rehefa tonga ny andro
"rehefa maraina ny andro" na "ny andro manaraka"
# nisafidy roa ambin'ny folo tamin'izy ireo Izy
"nisafidy roa ambin'ny folo tamin'ireo mpianatra Izy"
# izay nantsoiny koa hoe apostoly
"izay nataony ho apostoly ihany koa" na "ary nanondro azy ireo ho apostoly Izy"