plt_tn/luk/06/12.md

608 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny

Jesosy misafidy apostoly roa ambin'ny folo taorian'ny nivavahany nandritry ny alina iray manontolo.

Tamin'izany andro izany

Ity fehezanteny ity dia nampiasaina teto mba hanamarihana ny fiantombohan'ny fizarana vaovao ao amin'ny tantara.

nandeha Izy

"nandeha Jesosy"

Rehefa tonga ny andro

"rehefa maraina ny andro" na "ny andro manaraka"

nisafidy roa ambin'ny folo tamin'izy ireo Izy

"nisafidy roa ambin'ny folo tamin'ireo mpianatra Izy"

izay nantsoiny koa hoe apostoly

"izay nataony ho apostoly ihany koa" na "ary nanondro azy ireo ho apostoly Izy"