# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny Jesosy misafidy apostoly roa ambin'ny folo taorian'ny nivavahany nandritry ny alina iray manontolo. # Tamin'izany andro izany Ity fehezanteny ity dia nampiasaina teto mba hanamarihana ny fiantombohan'ny fizarana vaovao ao amin'ny tantara. # nandeha Izy "nandeha Jesosy" # Rehefa tonga ny andro "rehefa maraina ny andro" na "ny andro manaraka" # nisafidy roa ambin'ny folo tamin'izy ireo Izy "nisafidy roa ambin'ny folo tamin'ireo mpianatra Izy" # izay nantsoiny koa hoe apostoly "izay nataony ho apostoly ihany koa" na "ary nanondro azy ireo ho apostoly Izy"