plt_tn/luk/04/42.md

20 lines
588 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Na dia tian'ny olona hijanona tao Kapernaomy aza Jesosy, dia nandeha nitory tany amin'ny synagoga jody hafa Izy.
# toerana mangingina
"toerana karakaina" na "toerana izay tsy nisy olona"
# tanàna maro hafa
"amin'ireo olona any amin'ny tanàna hafa"
# izany no antony nanirahana Ahy tety
DH: "Izany no antony nanirahan'Andriamanitra Ahy tety"
# Jodia
Hatramin'ny naha-tao Galilia an''i Jesosy, ny teny hoe "Jodia" eto dia mety maneho ny faritra iray manontolo izay niainan'ireo Jiosy tamin'izany fotoana izany. DH: "izay nipetrahan'ireo Jiosy"