plt_tn/luk/04/42.md

588 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Na dia tian'ny olona hijanona tao Kapernaomy aza Jesosy, dia nandeha nitory tany amin'ny synagoga jody hafa Izy.

toerana mangingina

"toerana karakaina" na "toerana izay tsy nisy olona"

tanàna maro hafa

"amin'ireo olona any amin'ny tanàna hafa"

izany no antony nanirahana Ahy tety

DH: "Izany no antony nanirahan'Andriamanitra Ahy tety"

Jodia

Hatramin'ny naha-tao Galilia an''i Jesosy, ny teny hoe "Jodia" eto dia mety maneho ny faritra iray manontolo izay niainan'ireo Jiosy tamin'izany fotoana izany. DH: "izay nipetrahan'ireo Jiosy"