# Fampifandraisana ny foto-kevitra Na dia tian'ny olona hijanona tao Kapernaomy aza Jesosy, dia nandeha nitory tany amin'ny synagoga jody hafa Izy. # toerana mangingina "toerana karakaina" na "toerana izay tsy nisy olona" # tanàna maro hafa "amin'ireo olona any amin'ny tanàna hafa" # izany no antony nanirahana Ahy tety DH: "Izany no antony nanirahan'Andriamanitra Ahy tety" # Jodia Hatramin'ny naha-tao Galilia an''i Jesosy, ny teny hoe "Jodia" eto dia mety maneho ny faritra iray manontolo izay niainan'ireo Jiosy tamin'izany fotoana izany. DH: "izay nipetrahan'ireo Jiosy"