plt_tn/luk/03/10.md

16 lines
459 B
Markdown

# Fampifandraisana ny foto-kevitra
Jaona manomboa mamaly ireo fanontaniana izay apetrakin'ny olona ao anatin'ny vahoaka azy.
# nanontany azy, niteny hoe
"nanontany azy ary nanao hoe" na "nanontany an'i Jaona"
# namaly ka niteny tamin'izy ireo hoe
"namaly azy ireo, nanao hoe" na "namaly azy ireo" na "nanao hoe"
# hanao toy izany
Ity dia maneho ny fizarana sakafo ho an'ireo izay mila izany. DH: "manome sakafo ho an'ny olona izay tsy manana mihintsy"