# Fampifandraisana ny foto-kevitra Jaona manomboa mamaly ireo fanontaniana izay apetrakin'ny olona ao anatin'ny vahoaka azy. # nanontany azy, niteny hoe "nanontany azy ary nanao hoe" na "nanontany an'i Jaona" # namaly ka niteny tamin'izy ireo hoe "namaly azy ireo, nanao hoe" na "namaly azy ireo" na "nanao hoe" # hanao toy izany Ity dia maneho ny fizarana sakafo ho an'ireo izay mila izany. DH: "manome sakafo ho an'ny olona izay tsy manana mihintsy"