plt_tn/luk/03/10.md

459 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra

Jaona manomboa mamaly ireo fanontaniana izay apetrakin'ny olona ao anatin'ny vahoaka azy.

nanontany azy, niteny hoe

"nanontany azy ary nanao hoe" na "nanontany an'i Jaona"

namaly ka niteny tamin'izy ireo hoe

"namaly azy ireo, nanao hoe" na "namaly azy ireo" na "nanao hoe"

hanao toy izany

Ity dia maneho ny fizarana sakafo ho an'ireo izay mila izany. DH: "manome sakafo ho an'ny olona izay tsy manana mihintsy"