plt_tn/luk/02/27.md

32 lines
571 B
Markdown

# nankany
Ny fiteny sasany dia mety hiteny hoe "nandeha"
# Notarihin'ny Fanahy
"araka ny nitondran'ny Fanahy azy"
# tany an-tempoly
"teo amin'ny kianjan'ny tempoly." Ireo mpisorona ihany no afaka miditra ao an-tempoly.
# ny ray aman-dreny
"ray aman-drenin'i Jesosy"
# ny fomba ao amin'ny lalàna
"ny fomba ao amin'ny lalàn'Andriamanitra"
# Ankehitriny avelao andeha am-piadanana ny mpanomponao
"mpanomponao aho; avelao aho andeha am-piadanana." Ny tenany ihany no lazain'i Simeona.
# andeha
midika hoe "ho faty"
# araka ny teninao
"araka izay nolazainao"