# nankany Ny fiteny sasany dia mety hiteny hoe "nandeha" # Notarihin'ny Fanahy "araka ny nitondran'ny Fanahy azy" # tany an-tempoly "teo amin'ny kianjan'ny tempoly." Ireo mpisorona ihany no afaka miditra ao an-tempoly. # ny ray aman-dreny "ray aman-drenin'i Jesosy" # ny fomba ao amin'ny lalàna "ny fomba ao amin'ny lalàn'Andriamanitra" # Ankehitriny avelao andeha am-piadanana ny mpanomponao "mpanomponao aho; avelao aho andeha am-piadanana." Ny tenany ihany no lazain'i Simeona. # andeha midika hoe "ho faty" # araka ny teninao "araka izay nolazainao"