plt_tn/luk/01/76.md

20 lines
693 B
Markdown

# ianao, ry zaza, dia ho antsoina hoe mpaminany
Ny olona dia ho tonga saina oe mpaminany izy. DH: "ho fantatrin'ny olona fa mpaminany ianao"
# an'ny Avo Indrindra
"Izay manompo ny Avo Indrindra." Ity dia maneho an'Andriamanitra. DH: "izay miteny ho an'Andriamanitra Avo Indrindra."
# handeha hialoha any tavan'ny Tompo
Ity fomba fiteny ity dia midika hoe "handeha mialohan'ny Tompo" na "tonga mialohan'ny Tompo"
# hanome fahalalam-pamonjena ho an'ny olony
"mba hanazava ny famonjena amin'ny olony" na "mba hatakatra ny dikan'ny famonjena ny olony"
# amin'ny famelana ny helok'izy ireo
"amin'ny alalan'ny famelana ny helok'izy ireo." DH: "satria Andriamanitra namela heloka azy ireo"