plt_tn/luk/01/76.md

693 B

ianao, ry zaza, dia ho antsoina hoe mpaminany

Ny olona dia ho tonga saina oe mpaminany izy. DH: "ho fantatrin'ny olona fa mpaminany ianao"

an'ny Avo Indrindra

"Izay manompo ny Avo Indrindra." Ity dia maneho an'Andriamanitra. DH: "izay miteny ho an'Andriamanitra Avo Indrindra."

handeha hialoha any tavan'ny Tompo

Ity fomba fiteny ity dia midika hoe "handeha mialohan'ny Tompo" na "tonga mialohan'ny Tompo"

hanome fahalalam-pamonjena ho an'ny olony

"mba hanazava ny famonjena amin'ny olony" na "mba hatakatra ny dikan'ny famonjena ny olony"

amin'ny famelana ny helok'izy ireo

"amin'ny alalan'ny famelana ny helok'izy ireo." DH: "satria Andriamanitra namela heloka azy ireo"