# ianao, ry zaza, dia ho antsoina hoe mpaminany Ny olona dia ho tonga saina oe mpaminany izy. DH: "ho fantatrin'ny olona fa mpaminany ianao" # an'ny Avo Indrindra "Izay manompo ny Avo Indrindra." Ity dia maneho an'Andriamanitra. DH: "izay miteny ho an'Andriamanitra Avo Indrindra." # handeha hialoha any tavan'ny Tompo Ity fomba fiteny ity dia midika hoe "handeha mialohan'ny Tompo" na "tonga mialohan'ny Tompo" # hanome fahalalam-pamonjena ho an'ny olony "mba hanazava ny famonjena amin'ny olony" na "mba hatakatra ny dikan'ny famonjena ny olony" # amin'ny famelana ny helok'izy ireo "amin'ny alalan'ny famelana ny helok'izy ireo." DH: "satria Andriamanitra namela heloka azy ireo"