plt_tn/lev/25/03.md

480 B

handrantsana ny tanim-boalobokao

Ny mandrantsana voalaoboka dia manapaka ireo rantsany sy ny voaloba mba hitomboan'ny voa tsara kokoa.

aoka ho tandrovina ny andro Sabatan'ny fitsaharana manetriketrika ho an'ny tany

Ny tsy fambolena ny tany dia resahina toy ny hoe mamela ny tany hiala sasatra. DH: "Aoka ianao hitandrina Sabatan'ny fitsaharana manetriketriky ny tany" na "aoka ianao hankatò ny lalàn'ny Sabata amin'ny alalan'ny tsy fambolena ny tany isaky ny fito taona"