# handrantsana ny tanim-boalobokao Ny mandrantsana voalaoboka dia manapaka ireo rantsany sy ny voaloba mba hitomboan'ny voa tsara kokoa. # aoka ho tandrovina ny andro Sabatan'ny fitsaharana manetriketrika ho an'ny tany Ny tsy fambolena ny tany dia resahina toy ny hoe mamela ny tany hiala sasatra. DH: "Aoka ianao hitandrina Sabatan'ny fitsaharana manetriketriky ny tany" na "aoka ianao hankatò ny lalàn'ny Sabata amin'ny alalan'ny tsy fambolena ny tany isaky ny fito taona"