plt_tn/lev/25/03.md

8 lines
480 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# handrantsana ny tanim-boalobokao
Ny mandrantsana voalaoboka dia manapaka ireo rantsany sy ny voaloba mba hitomboan'ny voa tsara kokoa.
# aoka ho tandrovina ny andro Sabatan'ny fitsaharana manetriketrika ho an'ny tany
Ny tsy fambolena ny tany dia resahina toy ny hoe mamela ny tany hiala sasatra. DH: "Aoka ianao hitandrina Sabatan'ny fitsaharana manetriketriky ny tany" na "aoka ianao hankatò ny lalàn'ny Sabata amin'ny alalan'ny tsy fambolena ny tany isaky ny fito taona"