plt_tn/lev/16/32.md

379 B

izay ho hosorana sy ho tondroina

DH: "izay hosorana sy ho tondroin'izy ireo"

eo amin'ny toeran'ny rainy

Rehefa maty ny mpisoronabe, dia ny iray amin'ireo zanany lahy no misolo azy.

ilay akanjo masina

Ireo dia akanjo manokana izay anaovan'ny mpisoronabe rehefa miditra ny toerana masina izy.

ny vahoaka rehetra ao amin'ny fivondronana

"ny vahoakan'Israely rehetra"