# izay ho hosorana sy ho tondroina DH: "izay hosorana sy ho tondroin'izy ireo" # eo amin'ny toeran'ny rainy Rehefa maty ny mpisoronabe, dia ny iray amin'ireo zanany lahy no misolo azy. # ilay akanjo masina Ireo dia akanjo manokana izay anaovan'ny mpisoronabe rehefa miditra ny toerana masina izy. # ny vahoaka rehetra ao amin'ny fivondronana "ny vahoakan'Israely rehetra"