plt_tn/lev/16/32.md

16 lines
379 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# izay ho hosorana sy ho tondroina
DH: "izay hosorana sy ho tondroin'izy ireo"
# eo amin'ny toeran'ny rainy
Rehefa maty ny mpisoronabe, dia ny iray amin'ireo zanany lahy no misolo azy.
# ilay akanjo masina
Ireo dia akanjo manokana izay anaovan'ny mpisoronabe rehefa miditra ny toerana masina izy.
# ny vahoaka rehetra ao amin'ny fivondronana
"ny vahoakan'Israely rehetra"