plt_tn/lev/16/15.md

24 lines
1.1 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:
Yaveh dia manohy ny firesahany amin'i mosesy sy Arona ny amoin'ny tsy maintsy atao amin'ny Andro Fanavotana.
# tsy maintsy mamafy izany eo amin'ny rakotra fanaovam-panavotana izy ary avy eo anoloan'ny rakotra fanaovam-panavotana
Arona dia namafy ilay rà amin'ny fomba mitovy tamin'ny nanaovany ny rà'ilay vantotr'omby lahy. Jereo ny nandikanao azy ao amin'ny fampahafantarana teo aloha ao amin'ny 16:14.
# Tsy maintsy manao fanavotana ho an'ilay toerana masina izy noho ireo asa maloton'ny vahoakan'Israely
Ny fahotan'ireo vahoakan'ireo Israely dia nahatonga ny toerana masina ho maloto.
# asa maloto ...fikomiana ...fahotana
Ireo teny ireo dia mitovy ny heviny amin'ny ankapobeny. Izy ireo dia manamafy fa ireo vahoaka dia efa nanao ireo karazam-pahotana rehetra.
# asa maloto
Ny asa feno fahotana izay mahatonaga ny olona ho tsy sitrak'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.
# amin'ny fanatrehan'ireo asa maloton'izy ireo
Ny andian-teny "ireo asa maloton'izy ireo" dia mampiseho ireo vahoaka izay manao asa feno fahotana. DH: "eo anatrehan'ny olona izay manao asa feno fahotana"