plt_tn/lev/16/15.md

1.1 KiB

Fampahafantarana amin'ny Ankapobeny:

Yaveh dia manohy ny firesahany amin'i mosesy sy Arona ny amoin'ny tsy maintsy atao amin'ny Andro Fanavotana.

tsy maintsy mamafy izany eo amin'ny rakotra fanaovam-panavotana izy ary avy eo anoloan'ny rakotra fanaovam-panavotana

Arona dia namafy ilay rà amin'ny fomba mitovy tamin'ny nanaovany ny rà'ilay vantotr'omby lahy. Jereo ny nandikanao azy ao amin'ny fampahafantarana teo aloha ao amin'ny 16:14.

Tsy maintsy manao fanavotana ho an'ilay toerana masina izy noho ireo asa maloton'ny vahoakan'Israely

Ny fahotan'ireo vahoakan'ireo Israely dia nahatonga ny toerana masina ho maloto.

asa maloto ...fikomiana ...fahotana

Ireo teny ireo dia mitovy ny heviny amin'ny ankapobeny. Izy ireo dia manamafy fa ireo vahoaka dia efa nanao ireo karazam-pahotana rehetra.

asa maloto

Ny asa feno fahotana izay mahatonaga ny olona ho tsy sitrak'Andriamanitra dia resahina toy ny hoe maloto ara-bakiteny.

amin'ny fanatrehan'ireo asa maloton'izy ireo

Ny andian-teny "ireo asa maloton'izy ireo" dia mampiseho ireo vahoaka izay manao asa feno fahotana. DH: "eo anatrehan'ny olona izay manao asa feno fahotana"